Fitarainana fifidianana Kaominaly : ny fitsarana miady amin’ny fanjakana no mandray izany

0

Ny fitsarana miady amin’ny fanjakana no mandray ny fitoriana mahakasika ny tsy fanarahan-dalàna na ihany koa fandikan-dalà,na rehetra manoloana ny fifidianana kaominaly, sokajin’olona maro samihafa no afaka mametraka fitoriana araka ny voalazan’ny lalàna.