Accueil Société Fitaterana suburbain : niakatra 20% ny saran-dalana amin’ny ankapobeny

Fitaterana suburbain : niakatra 20% ny saran-dalana amin’ny ankapobeny

0
Fitaterana suburbain : niakatra 20% ny saran-dalana amin’ny ankapobeny

Nisy fikarana 20% ny saran-dalana ho an’ireo fiara fitateram-bahoka manodidina an-Antananarivo. Amin’ny akapobehiny ireo koperativa mivodrona ao amin’ny UCTS sy ny UCTS.FA no nampiatra io fiakarana saran-dalana manomboka amin’ny 200 Ariary no miotra androany.