Fitomboan’ny isan’ny birao fandatsaham-bato : ilana fanaraha-maso akaiky hoy ireo mpanao politika

0

Ilana fanaraha-maso akaiky ireo birao fandatsaham-bato manerana ny nosy hoy ireo mpanao politika tamin’ity androany ity hisorohana ny hala-bato. Indrindra taorian’ny fampitomboana isa ireo biraompifidianana ireo. Tokony handray ny andraikitra manandrify azy ny rehetra raha ny fanehon-kevitr’izy ireo, hisian’ny fifidianana madio sy mangarahara.