Accueil Economie Fizahantany : nitombo ny fahatongavan’ny mpizahantany

Fizahantany : nitombo ny fahatongavan’ny mpizahantany

0
Fizahantany : nitombo ny fahatongavan’ny mpizahantany

Mivoatra tsikelikely ny tontolon’ny fizahantany eto Madagasikara . Nitombo 19% ny isan’ireo mpizahantany teto Madagasikara ny 5 volana voalohan’ny taona 2019 raha ny tatitra navoakan’ny ONTM sy ny ForwardKeys. Antony ny fitombon’ny fitaterana an’habakabaka .

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici