Governemantan’ny fampiraisana : tokony hatsangana faran’izay haingana

0

Hatramin’izao ora hampitana aminao ny fampahalalam-baovao izao dia mbola tsy hita taratra ny finiavana avy amin’ny Filohampirenena hanangana ny governemanta iraisana. Hanajà izay voalazan’ny didy navoakan’ny HCC amin’ny fananganana ny governemanta iraisana ve ny Filohampirenena