Haino aman-jery tsy manara-dalàna : handraisana fepetra

0

Handraisan’ny eo anivon’ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina fepetra avokoa ireo haino aman-jery tsy manara-dalàna araka ny nambaran’ny minisitra Lalatiana Rakotondrazafy androany. Hisy mialohan’izay raha ny fanazavana ny fanomezana fe-potoana hahafahan’ireo tompona haino aman-jery voakasika, hampanara-dalàna ny atonta-taratasiny.