Hetsi-bahoaka : taratry ny tsy fahafehezan’ny mpitondra ny fitantanana ny firenena

0

Taratry ny tsy fahafehezan’ny mpitondra ny fitantanana ny tany sy ny firenena ny fisian’ireo hetsi-bahoaka miseho lany manerana ny nosy amin’izao fotoana izao. Toa ny tranga tao Mananara Avaratra ny faran’ny herinandro teo, saika notafihan’ny vahoaka ny tobin’ny zandary tany an-toerana.