Mpitondra : Tsy manaiky fanoherana

0
Manana ny toerany manokana ao anaty lalàmpanorenan’ity Repoblika faha-efatra ity ny mpanohitra. Ny fisian’ny mpanohitra no aro fanina amin’izay mety ho fihoaram-pefy sy fanararaotam-pahefana...

Volan-kakafotra, ny omaly tsy niova

0
Solombavambahoaka 143 no nangataka handray fitenena mandritra ity fihaonana eo amin’ny governemanta sy ny solombavambahoaka ity. Omaly alina, solombavambahoaka 87 no efa nandray fitenenana....

Claudine Razaimamonjy : Tsy mbola mitsangana ny rafitra handinika ny toe-pahasalamany

0
Nilaza ny vonona hametraka ilay rafitra andinika ny toe-pahasalaman-dramatoa Claudine Razaimamonjy ny eo anivon'ny ministeran'ny fitsarana. Ity rafitra ity no afaka hanapaka na tazomina...

Fihaonan’ny Solombavambahoaka sy ny Governemanta : Ahiana ho sarimihetsika

0
Tontosa  omaly maraina ihany ny fihaonana teo amin’ny governemanta sy ny solombavambahoaka rehefa nihemotra iray andro. Fihaonana izay takian’ny andininy faha- 101 sy 102...

Energie

0
L’Etat a passé une fois de plus des contrats en toute discrétion dans la fourniture d’énergie à Madagascar. Un nouveau contrat a vu le...

Air Madagascar/Air Austral

0
La signature de l’accord de partenariat stratégique entre Air Madagascar et Air Austral attendu à la fin de ce mois a été reportée. C'est...

Antenimierampirenena : Tsy hita tabilao ny tolo-dalàna ho fanatsarana ny CENI

0
Tsy hita tabilao tao anatin’ny lahadinika nolanian’ireo solombavambahoaka miisa 35 omaly atoandro ny tolo-dalàna ho fanomezana fahaleovantena tanteraka ny CENI amin’ny hikarakarana fifidianana mangarahara...

Air Madagascar – Air Austral : mihemotra ny fifanaovan-tsonia

0
Mihemotra amin'ny fotoana tsy voafaritra ny fifanaovan-tsonian'ny fifanarahana eo amin'i Air Madagascar sy Air Austral. Mitohy ny fifampiresahana hamoahana ny drafi-panarenana ofisialy raha ny...

Fadintseranana : ahiana hitohy hatramin’ny herinandro ny fitokonana

0
Nanomboka omaly ary hitohy androany ny fitokonan'ireo mpiasan'ny fadintseranana. Hitohy hatramin'ny herinandro anefa izany raha toa ka tsy misy ny vahaolana omen'ny fanjakana raha...

Claudine Razaimamonjy : tsy mbola hijoro ato ho ato ny komisiona...

0
Tsy mbola voafaritra ny fepotoana hiantsoan'ny mpampanoa lalàna ambony ny komisiona manokana handinika ny fe-potoana hitanana an’i Claudine Razaimamonjy any amin'ny hopitaly na tsia....

Kalaony – Miandrivazo : tsy miandry ny fanjakana tsy ho hita,...

0
Manoloana ny tsy fandriam-pahalemana mahazo laka ao Menabe, nandray ny andraikiny ny olobe sy ny vahoaka ao amin'ny distrikan'ny Miandrivazo, namerina indray ny kalaony....

EDITORIAL

0
Mbola miaro ny efa tsy azo arovana intsony ny mpitondra manoloana ny raharaha Claudine Razaimamonjy sy Riana Andriamandavy. Manginy fotsiny ny filazana fa tany...

Absurdité

0
Les dirigeants s’échinent à défendre l’indéfendable dans l’affaire Claudine Razaimamonjy et Riana Andriamandavy. L’Etat de droit est un vain mot. La population n’est pas...

Antenimierampirenena : 22 andro nivoriana. Lalàna 1 no lany.

0
22 andro izay no lany amin’ny 60 andro faharetan’ny fivoriana ara-potoana voalohan’ny Antenimierampirenena.  Hatreto lalàna iray, izay tolo-dalàna avy amin’ny solombavambahoaka no vao lany...

Haro sur le nomadisme politique

0
Le nomadisme politique fait en sorte que la politique perde de son essence. C’est ce qui ressort de l’atelier sur le nomadisme politique qui...

Opposition officielle

0
Le Président de la République esquive par tous les moyens toute discussion en rapport avec la mise en place de l'opposition au sein de...

Fivadibadihana antoko politika : Miteraka voka-dratsy eo amin’ny fiainam-pirenena.

0
Tsy azo ekena ny fivadibadihana antoko izay miteraka voka-dratsy eo amin'ny fiainam-pirenena sy ny sehatry ny fanaovana politika eto Madagasikara, hoy ny antoko Malagasy...

Bianco:  Takiana ny fampitoviana ny rehetra eo anatrahen’ny lalàna, hoy ny...

0
Tsy tokony hijanona eo amin'ny tatitra ihany ny Bianco eo amin'ny famongorana ny kolikoly eto Madagasikara raha ny nambarana mpandinika politika iray. Ilaina ny...

SOCIÉTÉ

0
La réponse aux revendications des employés retraités et du syndicat de la commune urbaine d’Antananarivo sera connue mercredi.   Cela fait 2 ans que les...

Antenimierandoholona : samy manana ny filazany manoloana ny karama sy ny...

0
Samy manana ny filazany na ny mpikambana na ny filohan'ny Antenimierandoholona manoloana ny Avantages sy ny Indemnités ary ny accessoires homena azy ireo. Tsy...