Mpitondra : Tsy manaiky fanoherana

0
Manana ny toerany manokana ao anaty lalàmpanorenan’ity Repoblika faha-efatra ity ny mpanohitra. Ny fisian’ny mpanohitra no aro fanina amin’izay mety ho fihoaram-pefy sy fanararaotam-pahefana...

Volan-kakafotra, ny omaly tsy niova

0
Solombavambahoaka 143 no nangataka handray fitenena mandritra ity fihaonana eo amin’ny governemanta sy ny solombavambahoaka ity. Omaly alina, solombavambahoaka 87 no efa nandray fitenenana....

Claudine Razaimamonjy : Tsy mbola mitsangana ny rafitra handinika ny toe-pahasalamany

0
Nilaza ny vonona hametraka ilay rafitra andinika ny toe-pahasalaman-dramatoa Claudine Razaimamonjy ny eo anivon'ny ministeran'ny fitsarana. Ity rafitra ity no afaka hanapaka na tazomina...

Fihaonan’ny Solombavambahoaka sy ny Governemanta : Ahiana ho sarimihetsika

0
Tontosa  omaly maraina ihany ny fihaonana teo amin’ny governemanta sy ny solombavambahoaka rehefa nihemotra iray andro. Fihaonana izay takian’ny andininy faha- 101 sy 102...

Energie

0
L’Etat a passé une fois de plus des contrats en toute discrétion dans la fourniture d’énergie à Madagascar. Un nouveau contrat a vu le...

Air Madagascar/Air Austral

0
La signature de l’accord de partenariat stratégique entre Air Madagascar et Air Austral attendu à la fin de ce mois a été reportée. C'est...

Antenimierampirenena : Tsy hita tabilao ny tolo-dalàna ho fanatsarana ny CENI

0
Tsy hita tabilao tao anatin’ny lahadinika nolanian’ireo solombavambahoaka miisa 35 omaly atoandro ny tolo-dalàna ho fanomezana fahaleovantena tanteraka ny CENI amin’ny hikarakarana fifidianana mangarahara...

Air Madagascar – Air Austral : mihemotra ny fifanaovan-tsonia

0
Mihemotra amin'ny fotoana tsy voafaritra ny fifanaovan-tsonian'ny fifanarahana eo amin'i Air Madagascar sy Air Austral. Mitohy ny fifampiresahana hamoahana ny drafi-panarenana ofisialy raha ny...

Fadintseranana : ahiana hitohy hatramin’ny herinandro ny fitokonana

0
Nanomboka omaly ary hitohy androany ny fitokonan'ireo mpiasan'ny fadintseranana. Hitohy hatramin'ny herinandro anefa izany raha toa ka tsy misy ny vahaolana omen'ny fanjakana raha...

Claudine Razaimamonjy : tsy mbola hijoro ato ho ato ny komisiona...

0
Tsy mbola voafaritra ny fepotoana hiantsoan'ny mpampanoa lalàna ambony ny komisiona manokana handinika ny fe-potoana hitanana an’i Claudine Razaimamonjy any amin'ny hopitaly na tsia....