Accueil Société Insecurite Betroka

Insecurite Betroka

0
Insecurite Betroka

Saika manerana ny nosy ankehitriny no miaina ao anatin’ny tsy fandriam-pahalemana. Tafiditra ao anatin’izany ny kaominina Ambatomivary ao anatin’ny distrika Betroka. Tao anatin’ity volana ity 20 ireo vahoaka namoy ny ainy ary manodidina ny 600 ireo omby very, eo ihany koa ny fandorona trano ataon’ireo dahalo. Manao antso avo amin’ny fitondrana mahefa araka izany ny ben’ny tanana any an-toerana mba hijerevana akaiky ity olan’ny tsy fandriam-pahalemanana

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici