Accueil Société Ivon-toeram-piofanana sy fanofanana Ankadinandriana : notolorana mari-pankasitrahana ireo mpiofana miisa 59

Ivon-toeram-piofanana sy fanofanana Ankadinandriana : notolorana mari-pankasitrahana ireo mpiofana miisa 59

0
Ivon-toeram-piofanana sy fanofanana  Ankadinandriana : notolorana mari-pankasitrahana ireo mpiofana miisa 59

Nifarana androany ny fiofanana informatika ho an’ireo mpiofana miisa 59 teto amin’ny kaominina Ankadinandriana,fihofanana izay naharitra 4 andro ary niaraha niasa tamin’ny fikambanana PIFTIC.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici