Accueil Société JMJ MADA 2022 : tsy tokony idiran’ny fitsarana politika ny fiainam-piangonana

JMJ MADA 2022 : tsy tokony idiran’ny fitsarana politika ny fiainam-piangonana

0
JMJ MADA 2022 : tsy tokony idiran’ny fitsarana politika ny fiainam-piangonana

Manoloana ny resa-be mikasika ny lokona fanomezana natolotry ny filohan’ny repoblika ho an’ireo mpizaika, nitondra fanazavana mikasika izany androany ny tompon’andraikitra avy eo anivon’ny Fiangonana katolika. Ankilany, lohahevitra manokana ho entin’ny fiangonana katolika amin’ity hetsika ity ny hoe « Mitsangana fa ataoko vavolombelon’ny zavatra efa hitanao ianao ».