Accueil Société Kalaony – Miandrivazo : tsy miandry ny fanjakana tsy ho hita, ny vahoaka.

Kalaony – Miandrivazo : tsy miandry ny fanjakana tsy ho hita, ny vahoaka.

0
Kalaony – Miandrivazo : tsy miandry ny fanjakana tsy ho hita, ny vahoaka.

Manoloana ny tsy fandriam-pahalemana mahazo laka ao Menabe, nandray ny andraikiny ny olobe sy ny vahoaka ao amin’ny distrikan’ny Miandrivazo, namerina indray ny kalaony. Fepetra noraisina vokatry ny tsy fahavitan’ny fanjakana ny asany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici