Accueil Société Kaominina Ambanivohitra : marisarisa ny fahavitrihan’ny mponina manao vaksiny

Kaominina Ambanivohitra : marisarisa ny fahavitrihan’ny mponina manao vaksiny

0
Kaominina Ambanivohitra : marisarisa ny fahavitrihan’ny mponina manao vaksiny

Ambany ny tahan’ny fanaovam-baksiny eny anivon’ny kaominina Ambanivohitra. Latsaky ny 7 % izany ho an’ny kaominina Fiaferana sy Ambohijanaka nanaovana fanadihadiana. Ankoatran’ny tsy fahampian’ny fanentanana, mitoetra ny ahiahin’ny mponina amin’ny mety ho voka-dratsy ateraky ny vaksiny amin’ny fahasalamana.