Kaominina Ambohidratrimo : tariby mitondra herinaratra 300 m nisy nangalatra

0

Trano maherin’ny 2 000 no tsy afaka mampiasa jiro ao amin’ny fokontanin’Amboara kaominina Ambohidratrimo. Antony, nisy nangalatra ny tariby mitondra herinaratra. Manjaka vokatr’izany ny tsy fandriam-pahalemana.