Accueil Société Kaominina Ankadinandriana – Avaradrano : miparitaka ny aretin’omby

Kaominina Ankadinandriana – Avaradrano : miparitaka ny aretin’omby

0
Kaominina Ankadinandriana – Avaradrano : miparitaka ny aretin’omby

Voan’ny aretim-pivalanana ny 70 hatramin’ny 80% ny omby ao amin’ny Kaominina Ankadinandriana distrikan’Avaradrano tao anatin’ny herinandro, ary 03 no maty. Hatreto tsy fantatra mazava ny niandohan’ny aretina ary efa miparitaka amin’ireo kaominina manodidina ny aretina.