Lahatenin’i Papa François : mitaky fahatongavan-tsaina

0

Mitaky fahatongavan-tsain’ny tsirairay ny lahatenin’i Papa Ray Masina androany teny Iavoloha hoy ireo mpanao politika nanatrika izany. Ny fampanjakana ny fihavanana araky ny nambaran’i Papa hatrany no tokony hamafisina ho fampandrosoana ny firenena.