Lalàmpifidianana : melohin’ny maro ny fandaniana azy

0

Ankoatra ny antoko Malagasy miara-miainga, manameloka ny fomba fandaniana ny lalàmpifidianana teny anivon’ny antenimierampirenena ihany koa ny fiarahamonimpirenena, mpanao politika mpanohitra, ny CVDE. Miantso ny fahatongavan-tsainan’ireo andriampanjakana hafa, indrindra ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana manoloana ny lalàna tsy mifanaraka amin’ny lalampanorenana tian’ny fitondrana apetraka etro amin’ny firenena.