Lalaon’ny Nosy : afa-po tamin’ny vokatra ireo atleta

0

Tafaverina eto an-tanindrazana androany ny ampahany betsaka tamin’ireo atleta Malagasy nandray anjara tamin’ny lalaon’ny Nosy tany amin’ny Nosy Maurice. Tsara ny vokatra ho azy ireo ary tanjona ny hanatsarana hatrany ny ezaka efa vita.