Lapan’ny mahazoarivo : mikonikonina inona?

0

Nanaitra ny mpanara-baovao ny fihaonana tampoka nisy teo amin’ny praiminisitra, sy ireo minisitra vitsivitsy teny amin’ny lapan’ny Mahazoarivo omaly hariva. Mametra-panontaniana ny maro ny amin’ny anton’ny fihaonana.