Accueil Politique Lisi-pifidianana : ny 15 febroary izao no ho tonga eny anivon’ny fokontany

Lisi-pifidianana : ny 15 febroary izao no ho tonga eny anivon’ny fokontany

0
Lisi-pifidianana : ny 15 febroary izao no ho tonga eny anivon’ny fokontany

Ny boky fanisana ny mpifidy vaovao sy izay mpifidy nesorina no eny amin’ ireo fokotany amin’izao fotoana izao. Aorian’ny 14 febroary izay daty fananterana farany io boky io, vao azo ny lisi-pifidianana araka ny nambaran’ny sefo-pokontany iray. Andraikitry ny tsirairay no manara-maso hahafahana mametraka filaminana ary ho fiarovana ny zo ananan’ny isam-batan’olona hoy ny filohan’ny HCC manoloana izany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici