Loka Nirhy Lanto : natolotra tamin’ny fomba ofisialy androany ny loka.

0

Notanterahina androany ny fanomezana loka ho an’ireo mpankanto mendrika ho an’ny loka Nihry Lanto andiany fahaefatra. zaav-dehibe ho an’ny firenena ny kanto sy ny asa soratra izay mipetraka ho tantara sy fampianarana ho an’ny taranaka amam-para.