Madagasikara, tany demokratika : mijanona ho kabary ambony latabatra ihany

0

Mitohy hatrany ny fanapenam-bava sy ny ramatahora ataon’ny fitondram-panjakana amin’ireo izay mijoro miaro ny tanindrazany. Taorian’ny raharaha Clovis Razafimalala, mpikambana eo anivon’ny fiarahamonim-pirenena any amin’ny distrikan’Ambanja izay miaro ny tanindrazany amin’ny fitrandrahana terres rares any an-toerana no hamoronana dossier.