MAHTP : hatsaraina ny fomba fiasa amin’ny fanamboaran-dàlana

0

Asan’ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny MAHTP avokoa ireo fanamboaran-dalana mandeha eto Antananarivo amin’izao fotoana. Hisy fanatsarana ny fomba fiasa eo ihany koa ny fandinihana ny Fond d’Entretien Routier ho lasa FR. Ankilany efa maro ihany koa amin’izao fotoana izao ny asa fanamboara efa miainga any amin’ny faritra.