Accueil Société Maintirano : jiolahy 03 lahy nanafika renim-pianakaviana 84 taona mpivarotra Café

Maintirano : jiolahy 03 lahy nanafika renim-pianakaviana 84 taona mpivarotra Café

0
Maintirano : jiolahy 03 lahy nanafika renim-pianakaviana 84 taona mpivarotra Café

Ramatoa be iray, 84 taona, mpivarotra café no notafihin’ny Jiolahy 03 lahy mitondra antsy tao an-tranony, ao amin’ny Fokontany Marodoka, Kaominina Maintirano, androany tokony ho tamin’ny 03 ora maraina teo. Nokapohin’izy ireo ny lohany sy ny tanany hahazoany ny vola 3 alina Ariary, sy telephone ary ny poketra fitondra miantsena.