Malagasy Miara Miainga : Mpitondra mitondra vahaolana no ilaina

0

Tokony tanterahin’ny fahefana mpanatanteraka ao anatin’ny fotoana haingana ilay didy navoakan’ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana mikasika ny mpanohitra hoy ny filohan’ny antoko Malagasy Miara Miainga Hajo Andrianainarivelo. Adidin’ny vondrona iraisam-pirenena ny mampatsiahy izany.