Mandatehezan’ny fanabeazam-pirenena : mitohy hatrany ny fitakiana

0

Nanamafy ny maha iray tsy mivaky azy sy ny fitohizan’ny tolona ny mpampianatra mivondroana eo anivon’ny mandatehezan’ny fanabeazam-pirenena. Araka ny fanazavana, fampisaraham-bazana ny mpampianatra sy famonoana afo ny fitakiana ny resaka voizina fa miverina ny fampianarana.