Manga Mania Festival : nanomboka omaly ny andiany faha-6

0

Nisokatra omaly ny festival Manga Mania andiany faha-6 izay nokarakarain’ny Kolo tv. Tanora maro no tonga nanatrika izany teny amin’ny gymnase couvert Ankorondrano. Maro ihany koa ireo hetsika nokarakaraina teny an-toerana indrindra ny mikasika ny kolontsaina Aziatika.