Accueil Société Maroalompotsy -Taolagnaro : olona 4 no sarona saika hivarotra zaza varira mianadahy

Maroalompotsy -Taolagnaro : olona 4 no sarona saika hivarotra zaza varira mianadahy

0
Maroalompotsy -Taolagnaro : olona 4 no sarona saika hivarotra zaza varira  mianadahy

Olona 04 no saron’ny Zandarimariam-pirenena ao Taolagnaro nikasa haka an-keriny zaza varira miisa 02 tao amin’ny Kaominina Maroalompotsy. Taorian’ny famotorana natao, natolotra ny fampanoavana ao Taolagnaro ny raharaha.