Maroantsetra : maro ireo ankizy voan’ny kitrotro

0

Manodidina ny 200 mahery ny zaza voan’ny aretrina kitrotro any amin’ny distrikan’i Maroantsetra. Ny tsy fahavitana vaksiny no antony nampirongatra ity valan’aretina ity tany antoerana eo ihany koa ny tsy fahazotoan’ny ray aman-dreny manao vakisiny ny zanany.