Accueil Société MATP : miroso ny fanamboaran-dalana

MATP : miroso ny fanamboaran-dalana

0
MATP : miroso ny fanamboaran-dalana

Mihazakazaka ny fanamboaran-dalana amin’ny kaominina maro ato anatin’ny faritra Analamanga. Araka ny fitsidihana androany,  70% ny asa fanamboarana ny lalana mirefy 6,2 km miainga ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, mihazo an’ny kaominina Fiaferana ohatra no vita ankehitriny. Miroso tahak’izay ihany koa ny fanamboarana any amin’ireo kaominina hafa.