Me RAZAFINJATOVO Willy : manohy ny ramatahora sy ny fanampenam-bava ny HVM

0

Manohy hatrany ny manohy hatrany ny ramatahora sy ny fanampenam-bava fanaony ny fitondrana HVM hoy ny mpisolovava, RAZAFINJATOVO Willy. Ny tenany izay namoronana dossier vokatry ny fitsikerana ny fitondrana ka nampiakarina CODIS eo amin’ny holafitry ny mpisolovava omaly.