MEETFP : navoaka an-tsokosoko ny entana alina

0

Nisy namoaka an-tsokosoko omaly alina ireo entana teo anivon’ny ministeran’ny fampananan’asa, ny fampianarana teknika ary ny fampiofanana arakasa. Fanaka sy fitaovana nampiasaina teo anivon’ny ministerana no notanterina tamin’izany. Mbola mitohy hatrany ny fanaovana tantely afa-drakotra ny fananam-panjakana araka ny fanazavana.