Accueil Politique MMM Anosizato // Rep // Ony Nasaina

MMM Anosizato // Rep // Ony Nasaina

0
MMM Anosizato // Rep // Ony Nasaina

Antoko MMM : ny Asa, ny Fahasalamana ary ny Fanabeazana no atao laharam-pahamehana

Tsy handroso ny firenena raha tsy mbola atao laharam-pahamehana ny Asa, ny Fanabeazana ary ny fahasalamana hoy ny filoha nasionalin’ny Antoko MMM, Hajo andrianainarivelo androany, nandritra ny fihaonany tamin’ireo vahoaka tao amin’ny Kaominina Anosizato, Distrikan’Atsimondrano. Ireo sehatra ireo, izay tsy hita ny fisongadinany amin’izao fotoana izao, antony mahaotnga ny fitotonganan’ny Sosialim-bahoaka.