MMM: Manainga ireo fianakaviambe iraisam-pirenena hanameloka ny endri-pitondrana anjakan’ny kolikoly

0

“Ndeha ho avoakantsika anatin’ny aizina misy azy i Madagasikara”. Izay no voatoatin’ny taratasy misokatra ho an’ny fianakaviam-be iraisam-pirenena navokan’ny antoko Malagasy miara miainga. Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena hanameloka marin-drano izao endri-pitondrana anjakan’ny kolikoly izao ny MMM.