Mpianatry ny ENS: nihaona tamin’ireo tomponandraiki-panjakana

0

Nisy ny fihaonana teo amin’ny solontenan’ireo mpianatra eo anivon’ny Ens sy ny minisitera tomponandraikitra androany manoloana ny fitakian’ireo mpianatra. Tsy mbola nisy ny hevitra tapaka nandritra izany ka nanohy ny hetsika ireo mpianatry ny Ens. Nihetsika nanampy azy ireo ihany koa ny mpianatra ao Antsiranana androany.