Accueil Société Mpifindra monina an-tsokosoko : olona 17 no saron’ny Zandarimariam-pirenena

Mpifindra monina an-tsokosoko : olona 17 no saron’ny Zandarimariam-pirenena

0
Mpifindra monina an-tsokosoko : olona 17 no saron’ny Zandarimariam-pirenena

Olona miisa 17 nikasa handeha an-tsokosoko ho any Mayotte no tratehaky ny zandarimariam-pirenena any Ambanja ny Sabotsy lasa teo. Tratra tahak’izay ihany koa ilay sambo nokasana hiondranan’ireo olona ireo. Misy 3 hafa mbola karohana raha ny fanazavana.