Mpisava lalana – mpiambina : tokony hatevenina ny fiofanana sy ny fifantenana

0

Manoloana ny tranga teny Ivandry ny faran’ny herinandro lasa teo, izay nisiana fiara iray mpisava-lalana manam-pahefana nandona ankizy roa ka nodoran’ny olona, dia tokony hamafisina ny fiofanana sy ny fanaraha-maso ireo foloalindahy manao garde de corps na ihany koa ny fifantenana azy ireny hoy ny mpanara-baovao.