Accueil Politique Nanambara fa tsindry ara-politika no mahazo an’ ny mpandrindra nasionaly ny antoko HVM

Nanambara fa tsindry ara-politika no mahazo an’ ny mpandrindra nasionaly ny antoko HVM

0
Nanambara fa tsindry ara-politika no mahazo an’ ny mpandrindra nasionaly ny antoko HVM

Tsy ekena ny tsindry ara-politika atao amin’ny mpandrindra nasionaly ny antoko HVM Rivo Rakotovao manoloana ny fampiatsoana azy eny anivon’ny BIANCO raha ny fanambarana nataon’ny RMDM Toliara androany. Manahy ny amin’ny hisihan’ny tetika hanebatsembanana sy hampihorohorana ity mpikambana anatin’ny RMDM ity kosa ny RMDM disapora raha ny fanambarana navoakan’izy ireo.