Accueil Politique Nivo Ratiarison: Migadra 5 taona an-tranomaizina, sazy an-terivozona

Nivo Ratiarison: Migadra 5 taona an-tranomaizina, sazy an-terivozona

0
Nivo Ratiarison: Migadra 5 taona an-tranomaizina, sazy an-terivozona

Migadra 5 taona an-tranomaizina, sazy an-terivozona, izay no valin’ny fitsarana ny talen’ny kabinetran’ny ministeran’ny serasera teo aloha Nivo Ratiairson sy ilay vehivavy mpiasan’ny ORTM niray tsikombakomba taminy notsaraina androany. Fihinana-drery tsy nifampizarana tamin’ny tomponandraikitra hafa no tsy nisian’ny fitanilana manokana hiarovana azy hoy ny filohan’ny antoko Malagasy Miara Miainga.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici