Accueil Politique Nofo mangatsiakan’i profesora Zafy Albert : andrasana eny Mahamasina

Nofo mangatsiakan’i profesora Zafy Albert : andrasana eny Mahamasina

0
Nofo mangatsiakan’i profesora Zafy Albert : andrasana eny Mahamasina

Andrasana eny Mahamasina nanomboka omaly ny nofo mangatsiakan’i profesora Zafy Albert rehefa vita ny lamesa fanomezam-boninahitra tao amin’ny EKAR Masindahy François Xavier. Saika hita teny Mahamasina avokoa ny solotenan’ireo hery velona rehetra teto amin’ny firenena. Tsy eto an-toerana kosa ny filohampirenena Hery Rajaonarimampianina.

 

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici