Accueil Société <strong>OMS – Raiamandreny ara-drazana : hiara-hiasa manomboka izao</strong>

OMS – Raiamandreny ara-drazana : hiara-hiasa manomboka izao

0
<strong>OMS – Raiamandreny ara-drazana : hiara-hiasa manomboka izao</strong>

Isan’ireo firenena manana taha ambany eo amin’ny fanaovam-baksiny i Madagasikara raha eto amin’ny Kaontinanta Afrikana. Manoloana izany, paikady entin’ny OMS ny fiaraha-miasa amin’ireo raiamandreny ara-drazana hampitomboana ny tahan’ny fanaovam-baksiny eto amintsika na hiadiana amin’ny COVID-19 izany na iroe aretina hafa.