Pepino : 2 000 hatramin’ny 3000 Ariary ny iray toko eny an-tsena

0

Pepino : 2 000 hatramin’ny 3000 Ariary ny iray toko eny an-tsena

Isan’ny voankazo tsy dia fahita sy tsy dia fantatry ny maro loatra ny « pepino » na ny « poire melon » eny amin’ny tontolon’ny tsena. Efa fotoana fahavokarany amin’izao vanimpotoana izao ka efa maro izy eny an-tsena.