Accueil Politique Polisy mpandrindra ny fifamoivoizana : miofana, hiadiana amin’ny kolikoly

Polisy mpandrindra ny fifamoivoizana : miofana, hiadiana amin’ny kolikoly

0
Polisy mpandrindra ny fifamoivoizana : miofana, hiadiana amin’ny kolikoly

Taorian’ny fepetra noraisin’ny fitondram-panjakana nandritry ny filankevitry ny minisitra, mikasika ny fampitsaharana anatin’ny fotoana tsy voafetra ny fisavana ataon’ny polisy; manantanteraka fampiofanana ho an’ny PR na ny Police de la Route ny teo anivon’ny polisim-pirenena. Miompana be be kokoa amin’ny ady amin’ny kolikoly ity fiofanana tontosaina mandritry ny 2 herinandro ity.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici