Praiminisitra : Amin’ny 2018 ny fifidianana filohampirenena

0

Tsy maintsy amin’ny taona 2018 no hanatanterahana ny fifidianana filohampirenena raha ny voalazan’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta. Mandeha ny fifampidinihana mikasika lalàna momba ny fifidianana miaraka amin’ireo vondrona politika sy fiarahamonimpirenena raha ny fanazavany hatrany. Tsy fantatra mazava kosa ankilan’izay ny fepetra apetraka amin’ny fifampidinihana atao amin’ireo vondrona politika ireo.