Préfet de Police Faritra Analamanga: TSIA no valin’ny fangatahan’ny TIM

0

TSIA no valin’ny fangatahan’ny TIM hankalaza ny faha-15 taonany etsy Mahamasina amin’ny sabotsy ho avy izao avy amin’ny Préfet de Police Faritra Analamanga. Tsy maintsy tontosaina ny fety fankalazana hoy kosa ny filohan’ny vondrona parlementera TIM manoloana izany fandavan’ny Préfet de Police Antananarivo izany.