PSE na Teti-pivoarana ho an’ny fampianarana : tsy mifanaraka amin’ny zava-misy marina eto Madagasikara

0

Mbola mitohy ny fitarainana sy ny fanamarihana mahakasika ny fampiharana ny PSE na ny teti-pivoarana hoan’ny fampianarana. Isan’ny olana goavana ny fiitaran’ny programam-pampianarana izay nampitombo ny saram-pampianarana aloa sy ny havizanan’ny mpianatra.