“Puce Electronique” : napetraka tamin’ny fomba ofisialy tany Tsiroanomandidy

0

Tafiditra ao anatin’ny velirano nataon’ny filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara ny ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana indrindra fa ny ady amin’ny halatr’omby. Natomboka androany tany Tsiroanomandidy ny fametrahana ny « Puce Electronique amin’ny omby entina hiadiana amin’ny asan-dahalo