Raharaha Befandriana: Andrasana ny vokatry ny  fanadihadiana

0

Misy ambadika politika ny fanambarana nentin’ireo Sojabe avy any amin’ny faritra Sofia raha voalazan’ny filohan’ny Fikambanan’ny Tamingan’ny Befandriana Avaratra eto Antananarivo. Mbola andrasana hatreto ny vokatry ny fanadihadiana any an-toerana, indrindra taorian’ny fanoloana tomponandraikitra ny faran’ny herinandro teo.