Raharaha Claudine RAZAIMAMONJY : 2 nahazo fahafahana vonjimaika, ny 1 nahiditra amponja.

0

Olona 3 indray no niakatra teny amin’ny fitsarana misahana ny kolikoly eny amin’ny 67 ha omaly taorian’ny famotorana sy ny fanadihadiana ilay tale iray eo anivon’ny ministeran’ny Fitsinjaram-pahefana. Ity farany izay fantatra torian’io fanadihadiana natao azy omaly io fa naiditra am-ponja vonjimaika avy hatrany.